Ento (CEVAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o
Andriamanitro ianao
mangetaheta anao ny fanahiko
maniry anao ny nofoko
indro vmxarfs uasfn asandratro ho anao ny tanako
toy fexqd ny tany maina
izay mitady orana
mihoatra noho izany no tononkira.serasera.org hiandrandrako anao
te hitondra fanatitra aho manim-pofona indray
ho anao ilay rano velona
tompon'ny aina sy fanahy
hoento miakatra aho
sintony aho ho any aminao
te ahita anao aho, ny hatsaran'y lanitrao
ka hanidina aho hahita mihoatra ny eto an-tany
ny fanahiko ho tafakambana aminao any
ie eeee ei
oh oh oh
tafakambana aminao aho
oh oh oh (hoento miakatra aho)
ho tafakambana aminao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CEVAMHits : 10851
Likes : 0 Like
Created by : fafachacha6
Date : 28/08/2021 20:23