Ento (CEVAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o
Andriamanitro ianao
mangetaheta anao ny fanahiko
maniry anao ny nofoko
indro asandratro ho anao ny tanako
toy ny tany maina
izay mitady orana
mihoatra noho izany no hiandrandrako anao
te hitondra fanatitra aho manim-pofona indray
ho tononkira.serasera.org anao ilay rano velona
tompon'ny aina sy fanahy
hoento miakatra hlwmyg aho
sintony aho ho any aminao
te ahita anao aho, ny hatsaran'y lanitrao
ka hanidina aho hahita mihoatra ny eto an-tany
ny fanahiko ho bhbcmip tafakambana aminao any
ie eeee aheew ei
oh oh oh
tafakambana aminao aho
oh oh oh (hoento miakatra aho)
ho tafakambana aminao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CEVAMHits : 10852
Likes : 0 Like
Created by : fafachacha6
Date : 28/08/2021 20:23