Manina anao (Carson Rangers)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho
Manina anao
Manina anao miketri-jorery
Izaho ilay maka kitay
Mahatsiaro ny ankizy nwmvkolb aho
Mahatsiaro ny ankizy
Mahatsiaro ny ankizy irakiraka
Izaho ilay sakaizam-pandriana
Niantso ahy Ingahy tononkira.serasera.org Randria
Ivimbino mofo ny ankizy
Efa elaela ianao no tsy taty
No maika izato izy
Menamenatra aho nangata-dàlana
Nanafaingana dia
Nitsimpona akotry erzlvihy aho
Efa in-dimy nanofa
Mbola nahatsako vato sy ojyka nandrora
Akotry miisa ny ankizy
Niketrika patsa aho
Hilaofako hariva
Ny masoko jembin'ny setroka
Izaho ilay zatra rosoina
Manina anao aho
Mahatsiaro ny ankizy
Izaho irery ilaozanareo
Ka embona sisa.
Manina anao
Manina anao miketri-jorery
Izaho ilay maka kitay
Mahatsiaro ny ankizy nwmvkolb aho
Mahatsiaro ny ankizy
Mahatsiaro ny ankizy irakiraka
Izaho ilay sakaizam-pandriana
Niantso ahy Ingahy tononkira.serasera.org Randria
Ivimbino mofo ny ankizy
Efa elaela ianao no tsy taty
No maika izato izy
Menamenatra aho nangata-dàlana
Nanafaingana dia
Nitsimpona akotry erzlvihy aho
Efa in-dimy nanofa
Mbola nahatsako vato sy ojyka nandrora
Akotry miisa ny ankizy
Niketrika patsa aho
Hilaofako hariva
Ny masoko jembin'ny setroka
Izaho ilay zatra rosoina
Manina anao aho
Mahatsiaro ny ankizy
Izaho irery ilaozanareo
Ka embona sisa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Carson RangersVangy : 4659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/06/2009 10:02
