Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manina anao (Carson Rangers)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho
Manina anao
Manina anao miketri-jorery
Izaho ilay maka kitay
Mahatsiaro ny ankizy aho
Mahatsiaro ny ankizy
Mahatsiaro ny ankizy irakiraka
Izaho ilay sakaizam-pandriana
Niantso ahy Ingahy Randria
Ivimbino mofo ny ankizy
Efa elaela ianao no tsy taty
No maika izato izy
Menamenatra aho nangata-dàlana
Nanafaingana qdquair dia
Nitsimpona akotry aho
Efa in-dimy nanofa
Mbola nahatsako vato sy nandrora
Akotry miisa ny ankizy
Niketrika patsa aho
Hilaofako ejnwak hariva
Ny masoko jembin'ny setroka
Izaho ilay zatra rosoina
Manina anao stak aho
Mahatsiaro ny ankizy
Izaho irery tononkira.serasera.org ilaozanareo
Ka embona sisa.
Manina anao
Manina anao miketri-jorery
Izaho ilay maka kitay
Mahatsiaro ny ankizy aho
Mahatsiaro ny ankizy
Mahatsiaro ny ankizy irakiraka
Izaho ilay sakaizam-pandriana
Niantso ahy Ingahy Randria
Ivimbino mofo ny ankizy
Efa elaela ianao no tsy taty
No maika izato izy
Menamenatra aho nangata-dàlana
Nanafaingana qdquair dia
Nitsimpona akotry aho
Efa in-dimy nanofa
Mbola nahatsako vato sy nandrora
Akotry miisa ny ankizy
Niketrika patsa aho
Hilaofako ejnwak hariva
Ny masoko jembin'ny setroka
Izaho ilay zatra rosoina
Manina anao stak aho
Mahatsiaro ny ankizy
Izaho irery tononkira.serasera.org ilaozanareo
Ka embona sisa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Carson RangersVangy : 4703
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/06/2009 10:02
