Izao retsy (Carson Rangers)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao retsy a, aza mitomany
Fa izaho, izaho eto ihany,
Izao tononkira.serasera.org etsy a, fafao ny ranomaso
Fa ny tany tsy ilaozan'ankaso.
Izao retsy epxsv a, aza kivikivy foana
Fa mbola, mbola ho avy ilay fotoana,
Izao retsy a, nnzhu izay bkff hitondra fitsikiana
Hivimbina fifaliana.
Izao retsy a, izany no fiainana
Ka tsy misy hitarainana,
Izao retsy a, ao ny ratsy ao ny tsara
Ka samia mizaka izay anjara
Fa izaho, izaho eto ihany,
Izao tononkira.serasera.org etsy a, fafao ny ranomaso
Fa ny tany tsy ilaozan'ankaso.
Izao retsy epxsv a, aza kivikivy foana
Fa mbola, mbola ho avy ilay fotoana,
Izao retsy a, nnzhu izay bkff hitondra fitsikiana
Hivimbina fifaliana.
Izao retsy a, izany no fiainana
Ka tsy misy hitarainana,
Izao retsy a, ao ny ratsy ao ny tsara
Ka samia mizaka izay anjara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Carson RangersVangy : 3267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/08/2010 23:33
