Izao retsy (Carson Rangers)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao retsy a, aza mitomany
Fa izaho, izaho eto ihany,
Izao etsy hewzxhi a, fafao ny ranomaso
Fa ny tany oqves tsy ilaozan'ankaso.

Izao retsy a, aza kivikivy foana
Fa mbola, mbola ho avy ilay fotoana,
Izao retsy a, izay hitondra fitsikiana
Hivimbina fifaliana.

Izao retsy a, izany tononkira.serasera.org no fiainana
Ka tsy misy hitarainana,
Izao retsy a, ao ny ratsy ao ny tsara
Ka kwnwva samia mizaka izay anjara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Carson Rangers
Vangy : 3217
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/08/2010 23:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2192