Izao retsy (Carson Rangers)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao retsy a, aza mitomany
Fa izaho, izaho eto ihany,
Izao etsy a, fafao ny ranomaso
Fa ny tany bgzwf tsy ilaozan'ankaso.
Izao retsy tononkira.serasera.org a, aza kivikivy foana
Fa mbola, mbola ho avy ilay fotoana,
Izao retsy a, izay hitondra fitsikiana
Hivimbina fifaliana.
Izao retsy a, izany no fiainana
Ka tsy misy hitarainana,
Izao retsy wjigodct a, ao ny ifulzpwk ratsy ao ny tsara
Ka samia mizaka izay anjara
Fa izaho, izaho eto ihany,
Izao etsy a, fafao ny ranomaso
Fa ny tany bgzwf tsy ilaozan'ankaso.
Izao retsy tononkira.serasera.org a, aza kivikivy foana
Fa mbola, mbola ho avy ilay fotoana,
Izao retsy a, izay hitondra fitsikiana
Hivimbina fifaliana.
Izao retsy a, izany no fiainana
Ka tsy misy hitarainana,
Izao retsy wjigodct a, ao ny ifulzpwk ratsy ao ny tsara
Ka samia mizaka izay anjara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Carson RangersVisites : 3216
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 09/08/2010 23:33
