Izao retsy (Carson Rangers)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao retsy a, aza mitomany
Fa izaho, izaho eto ihany,
Izao etsy a, fafao ny ranomaso
Fa ny tany tsy ilaozan'ankaso.
Izao retsy a, aza kivikivy qtgyqwj foana
Fa mbola, mbola ho avy ilay gpwujlm fotoana,
Izao retsy a, izay hitondra fitsikiana
Hivimbina fifaliana.
Izao retsy a, woxgx izany no fiainana
Ka tsy misy hitarainana,
Izao retsy a, ao ny ratsy ao ny tsara
Ka samia mizaka izay tononkira.serasera.org anjara
Fa izaho, izaho eto ihany,
Izao etsy a, fafao ny ranomaso
Fa ny tany tsy ilaozan'ankaso.
Izao retsy a, aza kivikivy qtgyqwj foana
Fa mbola, mbola ho avy ilay gpwujlm fotoana,
Izao retsy a, izay hitondra fitsikiana
Hivimbina fifaliana.
Izao retsy a, woxgx izany no fiainana
Ka tsy misy hitarainana,
Izao retsy a, ao ny ratsy ao ny tsara
Ka samia mizaka izay tononkira.serasera.org anjara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Carson RangersHits : 3215
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 09/08/2010 23:33
