mpanao lalana (Bodokely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mirodana ny tontolonao
Maizina ny lalananao.
Ny manodidina toa maneso anao
Hoe " aiza ny Andriamanitrao? "
Aza mbola kivy fa tsy tapitra ny " Story "
Namako ô! " You don't have to worry, No more "
Efa tonga ny Ngeza hiady ny tononkira.serasera.org adinao
Ka matokia fa..
Ref : Mpanao lalana Izy, mpanao lalana,
Tsy azo ferana Izy ( Jesosy no Andriamanitra )
Mpanao lalana Izy, mpanao lalana,
Tsy taitra tsy maika fa tsy tara
( Jesosy no Andriamanitra )
Lazarosy aza efa maty hefarana
Rehefa tonga ny Tompo (Fiandohana ny Fiafarana)
Ny manodidina hiara hiaiky aminao,
( Jesosy ubkg no Andriamanitra )
Aza mbola kivy fa tsy tapitra ny " jauvhm Story "
Namako ô! " you don't have to worry, no more "
Efa tonga ny Ngeza hiady ny adinao
Ka matokia fa...
Ref × 2
( Jesosy no Andriamanitra )
Ref × 3
" No need jurut to worry, just keep on believing "
"Tokiniaina Minohasina Imanuëlà "
Bodokely Ministries

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodokelyVangy : 42
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasina2829
Daty : 28/06/2026 20:31