Atmosferan'ny Lanitra (Bodokely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atmosferan’ny iodi LANITRA

Tonga indray ny Ora
Hiaonako aminao
Ka ho Harindriko avokoa
Ny varavaran’ny Fo

Tonga indray ny Ora
Hamangianao Ahy
Tompo O, Tsy misy afa-tsy
Izaho Sy  Ianao


Ampahitao Fitia Aho
Ka Hosory, Ilay Diloilonao
Hanenika ahy
Misehoa amiko indray, ka Hotrony Aho
F’izay Misy Anao
No tiako Hisy Ahy

Tonga indray ny Ora
Fiankohofako
Ka Arindriko avokoa
Ny Varavaran’ny Fo

Tonga indray ny Ora
Mitenena Ianao
Jesosy O tsy misy Afa-tsy
Izaho Sy Ianao

REF X2

JESOSY O
Mila mihaona Aminao Aho
Eo amin’ny pqcsrg Atmosferan’Lanitra

Tariho tononkira.serasera.org indray Aho
Ahita Anao
ny Atmosferan’Lanitra

Androtsay Aho
Oram-be mivatravatra
Ka vontosy ny Hosotrao

Ny Afonao
No iriako Hampitsonika ahy
Eo amin’ny  Atmosferan’Lanitra

Mila Mihaona….

Ampahitao Fitia Aho
Ka Hosory, Ilay Diloilonao
Hanenika ahy
Misehoa amiko indray, ka Hotrony Aho
F’izay Misy Anao
No tiako jcusl Hisy Ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodokely
Vangy : 3223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 05/09/2025 15:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315