mpanao lalana (Bodokely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mirodana ny tontolonao
Maizina ny lalananao.
Ny manodidina toa maneso rnogh anao
Hoe " aiza ny Andriamanitrao? "
Aza mbola kivy fa tsy tapitra ny " Story "
Namako ô! " You don't have to worry, rhmn No more "
Efa tonga ny Ngeza hiady ny adinao
Ka matokia fa..

Ref : Mpanao lalana Izy, mpanao lalana,
Tsy azo ferana Izy ( Jesosy no xkvkb Andriamanitra )
Mpanao lalana Izy, mpanao lalana,
Tsy taitra tsy maika fa tsy tara

( Jesosy no Andriamanitra )

Lazarosy aza efa maty hefarana
Rehefa tonga ny Tompo (Fiandohana ny Fiafarana)
Ny manodidina hiara hiaiky aminao,
( Jesosy no Andriamanitra )
Aza mbola kivy fa tsy tapitra tononkira.serasera.org ny " Story "
Namako ô! " you don't have to worry, no more "
Efa tonga ny Ngeza hiady ny adinao
Ka matokia fa...

Ref × 2

( Jesosy no Andriamanitra )

Ref × 3

" No need to worry, just keep on believing "





"Tokiniaina Minohasina Imanuëlà "
Bodokely Ministries

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bodokely
Hits : 41
Likes : 0 Like
Created by : Hasina2829
Date : 28/06/2026 20:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429