Ampidiro aloha ny tenimiafina
TAFAHOATRA (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahoatra raha ny ataonao
Bedibedy lava efa isan’andro izao
Ny didinao no tsy maintsy ekena
Ny miaiky aminao ‘zay no fahalemena
Niezaka aho nitady ny maritra
F’efa ela loatra aho no niaritra
Indrisy anefa tsisy valiny
Kitakita ‘zay no tambiny
Impiry impiry aho moa no tezitra
Tsy mba zukqjgyr nitraotra fa nandefitra
Dia araraotinao, tononkira.serasera.org langolangoinao
Fa ny ezbzo ampitso indray
Mamerina vhlia ianao
Fa anio kosa,
Aleo aho mba hitsotra
Fa raha ny tokinao
Tsy mba izao, fa “fitia doria”
No ety
Tonony : Bodo
Feony : Bita, Dôsa
Bedibedy lava efa isan’andro izao
Ny didinao no tsy maintsy ekena
Ny miaiky aminao ‘zay no fahalemena
Niezaka aho nitady ny maritra
F’efa ela loatra aho no niaritra
Indrisy anefa tsisy valiny
Kitakita ‘zay no tambiny
Impiry impiry aho moa no tezitra
Tsy mba zukqjgyr nitraotra fa nandefitra
Dia araraotinao, tononkira.serasera.org langolangoinao
Fa ny ezbzo ampitso indray
Mamerina vhlia ianao
Fa anio kosa,
Aleo aho mba hitsotra
Fa raha ny tokinao
Tsy mba izao, fa “fitia doria”
No ety
Tonony : Bodo
Feony : Bita, Dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 5128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : titaoa
Daty : 17/08/2006 19:16
