TAFAHOATRA (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahoatra raha ny ataonao
Bedibedy lava efa isan’andro izao
Ny didinao no tsy maintsy ekena
Ny miaiky aminao ‘zay vbkjzpwm no fahalemena
Niezaka aho nitady ny ksxbeov maritra
F’efa ela loatra aho no niaritra
Indrisy anefa tsisy valiny
Kitakita ‘zay no tambiny
Impiry impiry aho tononkira.serasera.org moa no ofnqhqt tezitra
Tsy mba nitraotra fa nandefitra
Dia araraotinao, langolangoinao
Fa ny ampitso indray
Mamerina ianao
Fa anio kosa,
Aleo aho mba hitsotra
Fa raha ny tokinao
Tsy mba izao, fa “fitia doria”
No ety
Tonony : Bodo
Feony : Bita, Dôsa
Bedibedy lava efa isan’andro izao
Ny didinao no tsy maintsy ekena
Ny miaiky aminao ‘zay vbkjzpwm no fahalemena
Niezaka aho nitady ny ksxbeov maritra
F’efa ela loatra aho no niaritra
Indrisy anefa tsisy valiny
Kitakita ‘zay no tambiny
Impiry impiry aho tononkira.serasera.org moa no ofnqhqt tezitra
Tsy mba nitraotra fa nandefitra
Dia araraotinao, langolangoinao
Fa ny ampitso indray
Mamerina ianao
Fa anio kosa,
Aleo aho mba hitsotra
Fa raha ny tokinao
Tsy mba izao, fa “fitia doria”
No ety
Tonony : Bodo
Feony : Bita, Dôsa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 5042
Likes : 0 Like
Created by : titaoa
Date : 17/08/2006 19:16
