Ento aho (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny isika roa, nazoto nifanjohy
Nifankatia tokoa ka tsy nifankafoy
Ankehitriny izao, toa niova ny fitia
Fa noho ny asanao, ianao niriaria
Izao tontolo izao sgvf tetezina avokoa
Efa voatsidikao New York, Paris, Moscou
Koa iangaviako anao, indraindray raha sitrakao
Raha toa ka azo tononkira.serasera.org atao mba ento ity vadinao
Na mbola eto Madagasikara hmviaom na any am-pita
Rehefa toera-manan-tantara tiako ho hita
Mba ento aho, ento aho hanaraka anao
Antaontsika fanao, ny miaraka mandeha
Rehefa taom-baovao, na Mai na Juin na Juillet
Toy ny mpivady vao, hidola isika roa
Izay tany misy anao, mba hisy ahy koa
Izao tontolo izao mcqz tetezina avokoa
Efa voatsidikao New York, Paris, Moscou
Koa iangaviako anao indraindray raha sitrakao
Raha toa ka azo atao mba ento ity vadinao
Mpihira : bodo
Tonony : bessa
Feony : bessa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 16998
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ericka
Daty : 03/02/2003 16:17