Ento aho (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny isika roa, nazoto nifanjohy
Nifankatia tononkira.serasera.org tokoa ka tsy nifankafoy
Ankehitriny izao, toa niova ny fitia
Fa noho ny asanao, ianao niriaria
Izao tontolo izao tetezina avokoa
Efa voatsidikao New York, Paris, Moscou
Koa iangaviako anao, indraindray raha sitrakao
Raha toa ycorjs ka azo atao mba ento ity vadinao
Na mbola eto Madagasikara na any am-pita
Rehefa toera-manan-tantara tiako ho hita
Mba ento lpqfi aho, ento aho hanaraka anao
Antaontsika fanao, ny miaraka mandeha
Rehefa taom-baovao, na Mai na Juin na Juillet
Toy ny mpivady vao, hidola isika kpiqywi roa
Izay tany misy anao, mba hisy ahy koa
Izao tontolo izao tetezina avokoa
Efa voatsidikao New York, Paris, Moscou
Koa iangaviako anao indraindray raha sitrakao
Raha toa ka azo atao mba ento ity vadinao
Mpihira : bodo
Tonony : bessa
Feony : bessa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BodoVisites : 17246
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ericka
Date : 03/02/2003 16:17