Embona (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa ny vorona niara-niriaria
Teny tononkira.serasera.org an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo ny orana nikija
Niaraha-nisetra avokoa
Mahita anao aho ankehitriny
Dia toa adinoko ireny
Variana tamin’ireo tambitamby
Ny ahy fitia tsy antenaina
Ref:
gqcbtjwx Fa na dia satriko aza
Ny hitafa aminao eto ihany
Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any
Fa manembona aho equmagf izany
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka mila ho tomany
Fony izahay niara-nilalao
Na ny soa na ny ratsy
Niarahanay natao
Nisy gwxqelud ireo hafaliana
Sy ranomaso indraindray
Fotoana maro teto anilanao
Toa haravoana lalandava
Nanafina alahelo hakiviana
Nahatonga ahy toa hanjombon-dava
Teny tononkira.serasera.org an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo ny orana nikija
Niaraha-nisetra avokoa
Mahita anao aho ankehitriny
Dia toa adinoko ireny
Variana tamin’ireo tambitamby
Ny ahy fitia tsy antenaina
Ref:
gqcbtjwx Fa na dia satriko aza
Ny hitafa aminao eto ihany
Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any
Fa manembona aho equmagf izany
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka mila ho tomany
Fony izahay niara-nilalao
Na ny soa na ny ratsy
Niarahanay natao
Nisy gwxqelud ireo hafaliana
Sy ranomaso indraindray
Fotoana maro teto anilanao
Toa haravoana lalandava
Nanafina alahelo hakiviana
Nahatonga ahy toa hanjombon-dava
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 25926
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ninie
Daty : 09/01/2002 21:34
