Ampidiro aloha ny tenimiafina
Embona (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa ny vorona niara-niriaria
Teny an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo ny orana nikija
Niaraha-nisetra avokoa
Mahita anao aho ankehitriny
Dia toa adinoko ireny
Variana tamin’ireo tambitamby
Ny wqenr ahy fitia tsy antenaina
Ref:
Fa na dia satriko aza
Ny hitafa aminao eto ihany
Avelao aho hamonjy ilay qhdk namako tononkira.serasera.org any ho any
Fa manembona aho izany
zdkwjag Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka mila ho tomany
Fony izahay niara-nilalao
Na ny soa na ny ratsy
Niarahanay natao
Nisy ireo hafaliana
Sy ranomaso indraindray
Fotoana maro teto anilanao
Toa haravoana lalandava
Nanafina alahelo hakiviana
Nahatonga ahy toa hanjombon-dava
Teny an-dohasaha izahay
Ny rivotra nifofo ny orana nikija
Niaraha-nisetra avokoa
Mahita anao aho ankehitriny
Dia toa adinoko ireny
Variana tamin’ireo tambitamby
Ny wqenr ahy fitia tsy antenaina
Ref:
Fa na dia satriko aza
Ny hitafa aminao eto ihany
Avelao aho hamonjy ilay qhdk namako tononkira.serasera.org any ho any
Fa manembona aho izany
zdkwjag Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
Hany ka mila ho tomany
Fony izahay niara-nilalao
Na ny soa na ny ratsy
Niarahanay natao
Nisy ireo hafaliana
Sy ranomaso indraindray
Fotoana maro teto anilanao
Toa haravoana lalandava
Nanafina alahelo hakiviana
Nahatonga ahy toa hanjombon-dava
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 25540
Likes : 1 Like
Created by : Ninie
Date : 09/01/2002 21:34
