Aro (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsora-kazo mifamaho
Efa firy no nitranga teny an-dalanodiaviko
Tao ny orana mitraho
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary szdrx nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Mampiorona fanahy
Ref:Tsy hoe tononkira.serasera.org izaho no tsy mahatsiaro
zqxczaj Raha tsy de mikaikaika
oedwqskg Amin’ny ratram-po sy feriko
Fa ianao Jeso
Miaro ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko

--------
Rohy: