Aro (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsora-kazo mifamaho
Efa firy no nitranga teny an-dalanodiaviko
Tao ny orana ebhute mitraho
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy buti ho soa
Mampiorona fanahy
      Ref:Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
           Raha tsy de bafg mikaikaika
   tononkira.serasera.org         Amin’ny ratram-po sy feriko
           Fa ianao Jeso
           Miaro ny finoako tsy hiraika
           Ka ny herinao no heriko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bodo
Hits : 8576
Likes : 0 Like
Created by : Miangola
Date : 23/12/2002 20:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371