Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampy izay (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atamberinao ny omalintsika zsra teo iny
Na te handre aza tsy tantko
Izaho ’lay nilaozanao, ny antony tsy hay
Efa im-piry aho no voa toa izay
Ireo toetra ratsinao, maneho fa tsy tia ahy
Voa maika koa mitana ny fitiavako hivay
Aza miala tsiny ianao, na miteny hoe tsy nahy
Satria aho efa tomany indray tononkira.serasera.org
Ampy ahy izay
Ianao ’lay tsy foiko
Ankahalaiko
Na tsy ho afaka ato an-tsaiko
Aza mikasia ahy na kpoa manontany
Ny tambitambinao gnhc no ziogako
vwkpill Ny orako fanaonao ary ny teny mamy
Avalony ndrao mambabo ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 12860
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Michèle RAKOTOARISON
Daty : 01/01/2002 18:23