Ampy izay (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atamberinao ny omalintsika teo iny
Na te handre aza tsy tantko
Izaho ’lay nilaozanao, ny antony tsy tononkira.serasera.org hay
Efa im-piry aho no voa toa izay
Ireo toetra ratsinao, maneho fa tsy tia ahy
Voa maika koa mitana ny fitiavako hivay
Aza miala tsiny ianao, na miteny hoe tsy nahy
hrakhy Satria aho efa tomany indray
Ampy ahy izay
Ianao ’lay plodwxs tsy foiko
Ankahalaiko
Na tsy ho afaka ato an-tsaiko
Aza mikasia ahy na kpoa manontany
Ny tambitambinao no ziogako
Ny orako fanaonao ary ny teny mamy
Avalony ndrao apqkelwt mambabo ahy
Na te handre aza tsy tantko
Izaho ’lay nilaozanao, ny antony tsy tononkira.serasera.org hay
Efa im-piry aho no voa toa izay
Ireo toetra ratsinao, maneho fa tsy tia ahy
Voa maika koa mitana ny fitiavako hivay
Aza miala tsiny ianao, na miteny hoe tsy nahy
hrakhy Satria aho efa tomany indray
Ampy ahy izay
Ianao ’lay plodwxs tsy foiko
Ankahalaiko
Na tsy ho afaka ato an-tsaiko
Aza mikasia ahy na kpoa manontany
Ny tambitambinao no ziogako
Ny orako fanaonao ary ny teny mamy
Avalony ndrao apqkelwt mambabo ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 12738
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Michèle RAKOTOARISON
Daty : 01/01/2002 18:23
