Fetinao (Bitsikah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andronao androany
Tsingeritaonanao
Ka hitohy hatrany
Handray aina vaovao.
Hira sesilany
No atolotro anao
Mirary soa anao hatrany
Mba ho tody izay hatao
Enga anie Ny Lanitra
Hitondra izay finaritra
Hanilo izao fiainanao izao
2-Ny saina sy fanahy
Tahin’i Ray tsy hanahy
Ny vatana ho tomady
Izay harefo ho fady
Ny andro tononkira.serasera.org sy ny taona
Ho foifg feno tsy ho goana
Fahasoavana tsy ho lany
Tsikitsiky hatrany hatrany
Fa aqbzj ny ampitso eclt miramirana
Tsy hisy hanahirana
Hibalika ny masoandro ho anao.
Tsingeritaonanao
Ka hitohy hatrany
Handray aina vaovao.
Hira sesilany
No atolotro anao
Mirary soa anao hatrany
Mba ho tody izay hatao
Enga anie Ny Lanitra
Hitondra izay finaritra
Hanilo izao fiainanao izao
2-Ny saina sy fanahy
Tahin’i Ray tsy hanahy
Ny vatana ho tomady
Izay harefo ho fady
Ny andro tononkira.serasera.org sy ny taona
Ho foifg feno tsy ho goana
Fahasoavana tsy ho lany
Tsikitsiky hatrany hatrany
Fa aqbzj ny ampitso eclt miramirana
Tsy hisy hanahirana
Hibalika ny masoandro ho anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BitsikahVangy : 872
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bitsikah
Daty : 08/01/2025 23:46
