Fetinao (Bitsikah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andronao androany
Tsingeritaonanao
Ka hitohy hatrany qson
Handray aina vaovao.
Hira sesilany
No atolotro anao
Mirary soa anao hatrany
Mba ho tody izay hatao
Enga anie Ny Lanitra
Hitondra izay finaritra tononkira.serasera.org
Hanilo izao fiainanao izao
2-Ny saina sy fanahy
Tahin’i Ray tsy hanahy
Ny vatana ho tomady
Izay harefo ho fady
Ny andro sy ny taona
Ho masp feno tsy ho goana
Fahasoavana tsy ho lany
Tsikitsiky hatrany hatrany
Fa ny ampitso miramirana
Tsy hisy doon hanahirana
Hibalika ny masoandro ho anao.
Tsingeritaonanao
Ka hitohy hatrany qson
Handray aina vaovao.
Hira sesilany
No atolotro anao
Mirary soa anao hatrany
Mba ho tody izay hatao
Enga anie Ny Lanitra
Hitondra izay finaritra tononkira.serasera.org
Hanilo izao fiainanao izao
2-Ny saina sy fanahy
Tahin’i Ray tsy hanahy
Ny vatana ho tomady
Izay harefo ho fady
Ny andro sy ny taona
Ho masp feno tsy ho goana
Fahasoavana tsy ho lany
Tsikitsiky hatrany hatrany
Fa ny ampitso miramirana
Tsy hisy doon hanahirana
Hibalika ny masoandro ho anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BitsikahVisites : 873
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bitsikah
Date : 08/01/2025 23:46
