Todisoa (Bitsikah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Na tononkira.serasera.org dia manonja
Mitopatopa
Ny ranomasina
Aza manahy
Fa mbola mitahy
Ilay Ambony ao
2/Ka mahereza
Ny herinao hateza
Hitohy ny dianao
Tsy hvdtu irery ianao
Fa mahatsiaro foana
Ireo namanao
Refrain :
Ny rahona hisava
Ny lanitra ho manga
Ny rivotra xkljndry hitony
Tsy hanonja intsony
Ka ho tody soa
Ny sambokelinao
Ka hiara hifaly
Indray izahay sy zwtyehge ianao
Mitopatopa
Ny ranomasina
Aza manahy
Fa mbola mitahy
Ilay Ambony ao
2/Ka mahereza
Ny herinao hateza
Hitohy ny dianao
Tsy hvdtu irery ianao
Fa mahatsiaro foana
Ireo namanao
Refrain :
Ny rahona hisava
Ny lanitra ho manga
Ny rivotra xkljndry hitony
Tsy hanonja intsony
Ka ho tody soa
Ny sambokelinao
Ka hiara hifaly
Indray izahay sy zwtyehge ianao
--------
Rohy:
