Série c (Benaja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa adala
Nivika oa lay bandy serie C ...
Tsy nahazaka
ireo mathematique be dia be...
ka notadiaviny
ny limiten'ity fiainana ity e....
ka ny X
nataony t@ vers infiny....
De notadiaviny
ka itany iany koa ny derivee..
De nisy asymptote
Y egale Afobe...
Fa ny branche infinie tsy nisy farany mihitsy de ilay
Hipetraka
eo an-tanan-kavanan'ny Ray
ho mandrakizay ..
REF:
Hoento mora iany izy io letsy lery e.
nqpgjs Fa mampivika oa ty fiainan'ity.
Aleo asina vazovazo ... indray lety zalah fa...
Mahalala vizana iany koa ny lohanlah.
x2
De notohizan'ilay bõssiste iany anefa ny adalany e...
Ka hitany ny moment d'inertie an'ity tany...
Ka notadiaviny . ireo energie cinetiques ...
Fa mouvement circulaire hono zao no ataontsika ...
De nipoitra moramora tao ingahy trigô..
100 pages telo zao
no efa lany natao bruillon...
Izay nadalo ka naita ilay akama serie c...
De nijery svkgca ny asa marika daholo vao nande ..
sy icomfk niteny hoe..
REF
De notoizan'i tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BenajaVangy : 1642
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Safidinomenjanahary
Daty : 20/04/2017 15:43