Série c (Benaja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa adala
Nivika oa lay bandy serie C ...
Tsy nahazaka
ireo mathematique be dia be...
ka notadiaviny
ny limiten'ity fiainana ity e....
ka ny X
nataony t@ vers infiny....
De notadiaviny
ka itany iany koa ny derivee..
De nisy asymptote
Y egale Afobe...
Fa ny branche infinie tsy nisy farany mihitsy de ilay
Hipetraka
eo an-tanan-kavanan'ny Ray
ho mandrakizay ..
REF:
Hoento mora iany izy io letsy lery e.
Fa mampivika oa ty fiainan'ity.
Aleo asina vazovazo ... indray lety zalah fa...
tononkira.serasera.org Mahalala uwhfuj vizana iany koa ny lohanlah.
x2
De notohizan'ilay bõssiste iany anefa ny adalany e...
Ka hitany ny moment d'inertie an'ity tany...
naeidu Ka notadiaviny . ireo energie cinetiques ...
Fa mouvement circulaire hono zao no ataontsika ...
De nipoitra moramora tao ingahy trigô..
100 pages telo zao
no efa lany natao bruillon...
Izay nadalo ka naita ilay akama tsrkdhaj serie c...
De nijery ny asa marika daholo vao nande ..
sy niteny hoe..
REF
De notoizan'i

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BenajaVisites : 1708
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Safidinomenjanahary
Date : 20/04/2017 15:43