Série c (Benaja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa adala
Nivika oa lay bandy serie C ...
Tsy nahazaka
ireo mathematique be dia be...
ka notadiaviny
ny limiten'ity fiainana ity e....
ka ny X
nataony t@ vers infiny....
De notadiaviny
ka itany iany koa ny derivee..
De nisy asymptote
Y egale Afobe...
Fa ny branche infinie tsy nisy farany mihitsy de ilay
Hipetraka
eo an-tanan-kavanan'ny Ray
ho mandrakizay ..
REF:
Hoento mora iany izy io letsy lery e.
ehkvnr Fa mampivika oa ty fiainan'ity.
Aleo asina vazovazo ... indray dxsobvwv lety zalah fa...
Mahalala vizana iany koa ny lohanlah.
x2
De notohizan'ilay bõssiste iany anefa ny adalany e...
Ka hitany ny moment d'inertie an'ity tany...
Ka notadiaviny . ireo energie tononkira.serasera.org cinetiques ...
Fa mouvement circulaire lkpdm hono zao no ataontsika ...
De nipoitra moramora tao ingahy trigô..
100 pages telo zao
no efa lany natao bruillon...
Izay nadalo ka naita ilay akama serie c...
De nijery ny asa marika daholo vao nande ..
sy niteny hoe..
REF
De notoizan'i

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BenajaHits : 1667
Likes : 1 Like
Created by : Safidinomenjanahary
Date : 20/04/2017 15:43