Ampidiro aloha ny tenimiafina
Satria tiany (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SATRIA TIANY AHO
Maro be ireo otako tsy hay lazaina Tompo ô
Ny tia rendranrendra aho sy filibana koa
Nefa ianao tsy mba nandao fa nitia ahy koa
Tompo ô!
Satria tiany aho
Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho zanany
Satria tiany aho
Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho malalany
Efa very aho Tompo ô, no indro hitanao
Tsy nihambahamba ianao nandray ny tanako
Indro ny tananao tononkira.serasera.org tsy fohy fa mahavonjy !
Raiko!
ndmndqv Satria tiany aho
nhrrsii Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho zanany
Satria tiany aho
Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho malalany
GROUPE BARRY’S
czaswyy A/C:MAMY ANDRIA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barry'sVangy : 2273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 13:00