Anilanao (Bakomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bakomanga
Anilanao
Anilanao, no mamy ny fitia
Ity aiko, ry lala ôôô
Ny mariazy, noamasinina androany
Mandrakizay, no fetranay
Ho tena iray..........
Raha misy irony fitsapàna
Tsy mba ho kivy, na hamoy jkjuzfnn fo
Ny alitara niaraha-niondrika
Hitantana amin'ny fo, antsika roa
Ou ou ou oooooo
Ko xonqtuw 'rah voahisa, ny mamy hifaliana
Na indro hitranga, ny sorisory
Dimbiasan-tomany, tononkira.serasera.org ny fitsikina
Satria izay tsy nisy, tsy ananana
Dia mampahory
Ny fo sy ny saiko, sy ny fitiavako koa
Dia nomeko ho anao avokoa
'Zay ahy rehetra
Anao tsy misy fetra
Ho atolotro ho anao
Ary homeko ho anao yqgvar koa ny aiko
Ou ou ou oooooo
Anilanao
Anilanao, no mamy ny fitia
Ity aiko, ry lala ôôô
Ny mariazy, noamasinina androany
Mandrakizay, no fetranay
Ho tena iray..........
Raha misy irony fitsapàna
Tsy mba ho kivy, na hamoy jkjuzfnn fo
Ny alitara niaraha-niondrika
Hitantana amin'ny fo, antsika roa
Ou ou ou oooooo
Ko xonqtuw 'rah voahisa, ny mamy hifaliana
Na indro hitranga, ny sorisory
Dimbiasan-tomany, tononkira.serasera.org ny fitsikina
Satria izay tsy nisy, tsy ananana
Dia mampahory
Ny fo sy ny saiko, sy ny fitiavako koa
Dia nomeko ho anao avokoa
'Zay ahy rehetra
Anao tsy misy fetra
Ho atolotro ho anao
Ary homeko ho anao yqgvar koa ny aiko
Ou ou ou oooooo
--------
Rohy:
