Bodovola (Bakomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao akia ry Bodovola
Hidina ho any an-tsaha
Hioty ny vokatra ao
Ho entina any Iarivo
Fa izany Iarivo izany
Toerana manan-daza
Aiza ny an-dry ry Pety
Andramo ny paomandriako
Andramo fa sao mangidy
Ny mangidy tsy lafo vola
Ny simba dia atokano
Ario eny amin'ny tany
Ireny vokatra ireny
Raha mbola eny am-potony
Dia misy mpanararaotra
Mangalatra dia mitsoaka
Amin'irony fiadiana
Ianao amin'izay variana
Ny mpamboly tononkira.serasera.org no mijaly
Ny mpitsentsitra no iwemlki mifaly
Araraotiny ny wlaij tsy fisiana
Ianao amin'izay variana
Ny vola no arantiranty
Dia resy ny apnysg mpianakavy
Hidina ho any an-tsaha
Hioty ny vokatra ao
Ho entina any Iarivo
Fa izany Iarivo izany
Toerana manan-daza
Aiza ny an-dry ry Pety
Andramo ny paomandriako
Andramo fa sao mangidy
Ny mangidy tsy lafo vola
Ny simba dia atokano
Ario eny amin'ny tany
Ireny vokatra ireny
Raha mbola eny am-potony
Dia misy mpanararaotra
Mangalatra dia mitsoaka
Amin'irony fiadiana
Ianao amin'izay variana
Ny mpamboly tononkira.serasera.org no mijaly
Ny mpitsentsitra no iwemlki mifaly
Araraotiny ny wlaij tsy fisiana
Ianao amin'izay variana
Ny vola no arantiranty
Dia resy ny apnysg mpianakavy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BakomangaVisites : 2292
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 02/07/2020 19:42
