MIHAZONA AHY NY TANANAO (BAHOLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jiqya Ianao no fialofako
Manodidina ahy
Ka matoky ny xofji foko
Mialoka Aminao
Ka na oram-baratra
Mety handalo koa
Izaho tsy hatahotra
Anilanao tokoa
Mihazona ahy ny tànanao
Ianteherako
Afaka ireo tononkira.serasera.org pufzp ahiahy
Satria Ianao
Tia ahy Ianao
Tompo mandrakizay
Manodidina ahy
Ka matoky ny xofji foko
Mialoka Aminao
Ka na oram-baratra
Mety handalo koa
Izaho tsy hatahotra
Anilanao tokoa
Mihazona ahy ny tànanao
Ianteherako
Afaka ireo tononkira.serasera.org pufzp ahiahy
Satria Ianao
Tia ahy Ianao
Tompo mandrakizay
--------
Rohy:
