MARIAZY (BAHOLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo am-pelatananao ry Ray Tsitoha
No ametrahanay ymhcsy izao tokantrano izao
Ka ilay sandrinao mahery tlloqadv mpanasoa
No hitantana azy ireo hatrizao
Ianao ‘lay nampitambatra azy ho nofo iray
Dia Ianao ilay tompon’ny fitiavana
Izao vavaka tononkira.serasera.org izao no aterinay
Mba ho tso-drano hitondra fahasoavana
Ianao no hampitoetra ilay fitia
Hihamafy ubxzfe orina ao am-po
Ny ho rava sy hirodana dia sanatria
Fa fitiavana mandrakizay doria

--------
Rohy: