MIHAZONA AHY NY TANANAO (BAHOLY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no fialofako
Manodidina ahy
Ka iskrsrcu matoky ny foko
Mialoka Aminao

Ka na oram-baratra
Mety handalo koa
Izaho tsy hatahotra
Anilanao tokoa

Mihazona ahy ny tànanao
Ianteherako
Afaka ireo ahiahy
Satria tononkira.serasera.org Ianao
Tia oaeps ahy Ianao
Tompo evlt mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : BAHOLY
Hits : 13647
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298