MARIAZY (BAHOLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo am-pelatananao ry Ray Tsitoha
No ametrahanay izao tokantrano izao
Ka ilay sandrinao mahery mpanasoa
No hitantana azy ipisryu ireo hatrizao
Ianao ‘lay kyggqn nampitambatra azy ho nofo iray
Dia Ianao tononkira.serasera.org ilay tompon’ny fitiavana
Izao vavaka izao no aterinay
Mba ho tso-drano hitondra fahasoavana
Ianao no hampitoetra ilay fitia
Hihamafy orina ao am-po
Ny ozmhak ho rava sy hirodana dia sanatria
Fa fitiavana mandrakizay doria

--------
Rohy: