MARIAZY (BAHOLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo am-pelatananao ry Ray Tsitoha
No ametrahanay izao tokantrano izao
Ka ilay sandrinao mahery mpanasoa
No hitantana azy ireo hatrizao
Ianao ‘lay nampitambatra bzmguez azy ho nofo vmfv iray
Dia Ianao ilay tompon’ny fitiavana
Izao vavaka izao no aterinay
Mba ho tso-drano hitondra fahasoavana
Ianao no hampitoetra ilay fitia
Hihamafy orina pmwwx ao am-po
Ny ho rava sy tononkira.serasera.org hirodana dia sanatria
Fa fitiavana mandrakizay doria
No ametrahanay izao tokantrano izao
Ka ilay sandrinao mahery mpanasoa
No hitantana azy ireo hatrizao
Ianao ‘lay nampitambatra bzmguez azy ho nofo vmfv iray
Dia Ianao ilay tompon’ny fitiavana
Izao vavaka izao no aterinay
Mba ho tso-drano hitondra fahasoavana
Ianao no hampitoetra ilay fitia
Hihamafy orina pmwwx ao am-po
Ny ho rava sy tononkira.serasera.org hirodana dia sanatria
Fa fitiavana mandrakizay doria
--------
Lien:
