MARIAZY (BAHOLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo am-pelatananao mkkczkc ry Ray Tsitoha
No ametrahanay izao tokantrano izao
Ka ilay sandrinao mahery mpanasoa
No hitantana tononkira.serasera.org azy hbimaz ireo hatrizao
Ianao ‘lay nampitambatra azy ho nofo iray
Dia Ianao ilay tompon’ny fitiavana
Izao vavaka izao no aterinay
Mba ho tso-drano hitondra fahasoavana
Ianao no hampitoetra ilay fitia
Hihamafy orina ao am-po
Ny ho rava sy hirodana dia sanatria
Fa fitiavana mandrakizay kbxr doria
No ametrahanay izao tokantrano izao
Ka ilay sandrinao mahery mpanasoa
No hitantana tononkira.serasera.org azy hbimaz ireo hatrizao
Ianao ‘lay nampitambatra azy ho nofo iray
Dia Ianao ilay tompon’ny fitiavana
Izao vavaka izao no aterinay
Mba ho tso-drano hitondra fahasoavana
Ianao no hampitoetra ilay fitia
Hihamafy orina ao am-po
Ny ho rava sy hirodana dia sanatria
Fa fitiavana mandrakizay kbxr doria
--------
Link:
