Hira fiderana (AZOTA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira fiderana no anay
atolotro ho anao ry Ray
fa tononkira.serasera.org bbedrgd na dia mpanota aza izahay
ianao tsy hanary anay
Be tokoa ny anaranao
matoa izahay midera anao
fa ianao ihany no mendrika
deraina eto an-tany
Ry Tompo ô henoy ny teniko
fa fantatrao ny uvjnb eritreritro
ka henoy knvv ny feo fitarainako
fa ianao no mametraka ny andro iainako
Aza ny hatezeranao
no hananarana ahy
ary aza ny fahaviniranao
no hanamaizana ahy
ka mamindra fo amiko
ianao, ry Ray
Réf/..
atolotro ho anao ry Ray
fa tononkira.serasera.org bbedrgd na dia mpanota aza izahay
ianao tsy hanary anay
Be tokoa ny anaranao
matoa izahay midera anao
fa ianao ihany no mendrika
deraina eto an-tany
Ry Tompo ô henoy ny teniko
fa fantatrao ny uvjnb eritreritro
ka henoy knvv ny feo fitarainako
fa ianao no mametraka ny andro iainako
Aza ny hatezeranao
no hananarana ahy
ary aza ny fahaviniranao
no hanamaizana ahy
ka mamindra fo amiko
ianao, ry Ray
Réf/..
--------
Rohy:
