Hira fiderana (AZOTA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira fiderana no anay
atolotro ho anao ry Ray
fa na dia mpanota aza izahay
ianao tsy hanary rvmbfunx anay

Be lddgebvt tokoa ny anaranao
matoa izahay midera anao
fa ianao ihany no mendrika
deraina eto an-tany

Ry Tompo ô henoy ny teniko
fa fantatrao ny eritreritro
ka henoy ny feo fitarainako
fa ianao no mametraka ny tononkira.serasera.org andro iainako

Aza ny hatezeranao
no hananarana ahy
ary aza ny fahaviniranao
no hanamaizana ahy
ka mamindra fo lnjtf amiko
ianao, ry Ray

Réf/..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AZOTA
Visites : 3478
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZEMJOS
Date : 24/01/2008 08:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296