Hira fiderana (AZOTA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira fiderana no anay
atolotro ho anao ry Ray
fa jcivs na dia mpanota aza izahay
ianao tsy hanary wjphnh anay

Be tokoa ny anaranao
matoa izahay midera anao
fa ianao ihany no mendrika
deraina eto an-tany

Ry Tompo ô henoy ny teniko
fa fantatrao ny eritreritro
ka henoy ny feo fitarainako
fa ianao jblgqnc no mametraka ny andro iainako

Aza ny hatezeranao
no hananarana tononkira.serasera.org ahy
ary aza ny fahaviniranao
no hanamaizana ahy
ka mamindra fo amiko
ianao, ry Ray

Réf/..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AZOTA
Hits : 3538
Likes : 0 Like
Created by : ZEMJOS
Date : 24/01/2008 08:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399