Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hamasino ho Anao (AZARIA Groupe Artistique)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny anaranao
Endrey! ny famindramponao
Fa na dia tsy mendrika aza aho
Dia mbola notiavinao
Réf: Ny tena sy tononkira.serasera.org ny fo no indro atolotro
Hamasino sy tefeo ho Anao
Ka ny haizina fafao tsy stnbm hanjaka ao
Mba ho tonga veejcu tempolinao
Mahery ny fitiavanao
Mahagaga ny fisainanao
Ilay hazo fijalianao
Nahatonga ahy ho ewavuyk vaovao
Réf: Ny tena sy ny fo.... (2 fois)
Hiasa sy hanoa Anao
Ho tia sy hanaja koa
Ampianaro hahay hanetry tena
Sy mba ho fantsom-pamonjena
A/C: Miamina RAKOTOARISAONA
AZARIA G/A
Endrey! ny famindramponao
Fa na dia tsy mendrika aza aho
Dia mbola notiavinao
Réf: Ny tena sy tononkira.serasera.org ny fo no indro atolotro
Hamasino sy tefeo ho Anao
Ka ny haizina fafao tsy stnbm hanjaka ao
Mba ho tonga veejcu tempolinao
Mahery ny fitiavanao
Mahagaga ny fisainanao
Ilay hazo fijalianao
Nahatonga ahy ho ewavuyk vaovao
Réf: Ny tena sy ny fo.... (2 fois)
Hiasa sy hanoa Anao
Ho tia sy hanaja koa
Ampianaro hahay hanetry tena
Sy mba ho fantsom-pamonjena
A/C: Miamina RAKOTOARISAONA
AZARIA G/A
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AZARIA Groupe ArtistiqueVangy : 1281
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : randjaandraina
Daty : 18/05/2018 17:33
