...Ilay sarobidy... (AVOKO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomeny anao ilay neio sarobidy
Ho fanehoany ny fitiavany...
Tsy hadalana sanatria,
Fa noho ilay herim-pitia.

Mba azonao an-tsaina ve,
Ilay sarobidy ny ainy no nafoy?
Nomeny anao tsy misy tambiny,
Nomeny tononkira.serasera.org anao fa tiany quuktuho ianao.

Hiriko ianao tsy hanadino
Ilay fahasoavana nataony anao
Jesosy irery no fikiro
Ilay zanak'Andriamanitra.


LANTO AVOKO guafhqhx PROD

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AVOKO
Vangy : 1731
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english29
Daty : 14/08/2019 17:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043