...Ilay sarobidy... (AVOKO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomeny anao ilay sarobidy
Ho fanehoany ny fitiavany...
Tsy hadalana sanatria,
Fa noho ilay herim-pitia.
Mba tononkira.serasera.org azonao an-tsaina bfuzrt ve,
Ilay sarobidy ny ainy no nafoy?
Nomeny anao tsy misy tambiny,
Nomeny anao fa tiany ianao.
Hiriko ianao tsy hanadino
Ilay fahasoavana avpvf nataony anao
Jesosy smfrqhe irery no fikiro
Ilay zanak'Andriamanitra.
LANTO AVOKO PROD
Ho fanehoany ny fitiavany...
Tsy hadalana sanatria,
Fa noho ilay herim-pitia.
Mba tononkira.serasera.org azonao an-tsaina bfuzrt ve,
Ilay sarobidy ny ainy no nafoy?
Nomeny anao tsy misy tambiny,
Nomeny anao fa tiany ianao.
Hiriko ianao tsy hanadino
Ilay fahasoavana avpvf nataony anao
Jesosy smfrqhe irery no fikiro
Ilay zanak'Andriamanitra.
LANTO AVOKO PROD
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AVOKOHits : 1797
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english29
Date : 14/08/2019 17:55
