...Ilay sarobidy... (AVOKO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomeny anao ilay sarobidy
Ho fanehoany ny fitiavany...
Tsy hadalana sanatria,
Fa noho ilay herim-pitia.
Mba azonao an-tsaina ve,
Ilay sarobidy ny ainy tononkira.serasera.org no nafoy?
Nomeny anao byxkjs tsy misy tambiny,
Nomeny anao fa tiany ianao.
Hiriko kegf ianao tsy hanadino
Ilay kqxzn fahasoavana nataony anao
Jesosy irery no fikiro
Ilay zanak'Andriamanitra.
LANTO AVOKO PROD
Ho fanehoany ny fitiavany...
Tsy hadalana sanatria,
Fa noho ilay herim-pitia.
Mba azonao an-tsaina ve,
Ilay sarobidy ny ainy tononkira.serasera.org no nafoy?
Nomeny anao byxkjs tsy misy tambiny,
Nomeny anao fa tiany ianao.
Hiriko kegf ianao tsy hanadino
Ilay kqxzn fahasoavana nataony anao
Jesosy irery no fikiro
Ilay zanak'Andriamanitra.
LANTO AVOKO PROD
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AVOKOVisites : 1796
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english29
Date : 14/08/2019 17:55
