FAHENDRENA (Asaph)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadiaviko mihoatra noho ny tena fitady volamena
Katsahiko mihoatra noho ny tena fikatsaka harena
Tiaviko sy torotoroiko ato am-poko
Fahalalako sy fahazavako, ka hampadrosoiko.
Tadiaviko mihoatra noho ny tena fitady tononkira.serasera.org volamena

Fahalalako sy fahazavako ka hampadrosoiko.
Eo amin'ny fiainako, maraina atoandro, hariva
Eo amin'ny fiainako, mamanton'alina...

Eo amin'ny fivavahako, mamanton'alina...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanao...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko I Jehovah

Ny voalohany lasanaoooo...
Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena.
Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena ôôô...
Marina avokoa izay rehetra aloaky ny vavany,
Tsy misy eqipb fiolakolanana na fitaka ao aminy,
Azy ny fisainana sy ny fanambinana,
Izy no fahalalana ary izy no edvikxb manan-kery!
Ao aminy ny harena, sy ny voninahitra,
Eny ny harena mateza...
Ao aminy ny harena, sy ny voninahitra,
Eny ny Fahamarinana...
Mbola tsy hary ny làlana, dia efa teraka Izy,
Mbola tsy hary ny havoana, dia efa teraka izy,
Ilay efa voatendry hatramin'ny fahagola...
Dia vita marika mahatoky teo anilan'i Jehovah!

Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena zubro eee...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AsaphVangy : 7830
Mpankafy : 5 Ankafizo
Nampiditra : l2arakotovelo
Daty : 13/09/2014 16:37