You are here: home > Tononkira > Asaph

Mba mamela (Asaph)

https://tononkira.serasera.org/hira/asaph/mba-mamela

Oh oh oh oooh!!!, Jesôsy!
....
Ôh oh ôh oh ôôôh!!!

*Nofo aman-dra 'zaho ô!
vovoka mbola hody vovoka
Tera-behivavy ihany e!
Tsy maharitra fa fohy ny androko. (x2)

Ref:
*Rehefa mitady ny indrafonao, Tompo ô!
Raha mety Ianao mba mamelà. (X4)
...
Toy ny vonin'ny voninkazo eny an-tsaha
Mihelina raha lasan'ny rivotra
Mora maina toy ny ahitra e!
Ny andronay zanak'olombelona ô!

Ref:
*Rehefa mitady ny indrafonao, Tompo ô!
Raha mety Ianao mba mamelà. (X4)

Oh ieh! e!, oh ieh e!
Aoka ho re he!, eny amin'ny seza fiandrTsiky dia ampyiananao
Ny fitarainanay, Jesosy ô!
Hamelanao ny helokay
Oh ie e eeh!!
...
Fa indro tamin'ny heloka
No notorotoroina ahy ny reniko
Ary ny fahotako dia mbola amiko ihany
(Amiko ihany)
Fa na izany aza, Tompo Tsitoha oo! ôh!
Mba itodiho re mandrenesa ny fivavako
Fa Ianao no fara fanantenako eto an-tany
ye eh eh!!!

Ref:
*Rehefa mitady ny indrafonao, Tompo ô!
Raha mety Ianao mba mamelà. (X8)

Oh ieh eee!, oh ieh eeh e!
Mandrenesa, Jehovah ô!
Oh ieh eee!
Anio anie, Tompo ô!
No angatahako izany
a!
Anio anie, Tompo ô!
Mba oviana no hisy an'izany e!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Asaph
Mpamaky : 174
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 07/01/2021 17:25:47
ID : 13300

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo