FAHENDRENA (Asaph)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadiaviko mihoatra noho ny tena fitady volamena
Katsahiko mihoatra noho ny tena fikatsaka harena
Tiaviko sy torotoroiko ato am-poko
Fahalalako sy fahazavako, ka tononkira.serasera.org hampadrosoiko.

Fahalalako sy fahazavako ka hampadrosoiko.
Eo amin'ny fiainako, maraina atoandro, hariva
Eo amin'ny fiainako, mamanton'alina...

Eo amin'ny fivavahako, mamanton'alina...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanao...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko I Jehovah

Ny voalohany lasanaoooo...
Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena.
Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena ôôô...
Marina avokoa izay rehetra aloaky ny vavany,
Tsy misy fiolakolanana na fitaka ao aminy,
Azy ny fisainana sy ny fanambinana,
Izy no fahalalana ary izy no manan-kery!
Ao aminy ny harena, sy ny voninahitra,
Eny nbvpbv ny harena mateza...
Ao aminy ny harena, sy ny voninahitra,
Eny ny Fahamarinana...
Mbola tsy hary ny làlana, dia efa teraka Izy,
Mbola tsy hary ny oopodaxc havoana, dia efa teraka izy,
Ilay efa voatendry hatramin'ny fahagola...
Dia vita marika mahatoky teo anilan'i Jehovah!

ô ô ô nhuxl Tiako, ho andefomandriko i Jehovah

Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena eee...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AsaphHits : 7831
Likes : 5 Like
Created by : l2arakotovelo
Date : 13/09/2014 16:37