Tafio (ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
obksjf Fanahy Masina ô!
Ilay mpananatra ahy
Irak'i Jesoa, avy amin'ny Ray
Avia indray Tompo ô, fenoy Anao zahay
Toy ireo mpianatrao, fahizay x2
(@andininy voalohany)
Ianao irery, ilay mpampahery
Mpanolon-tsaina, loharanon'aina
Mangetaheta Anao, zahay rzzoyv xhhkfrsa fiangonanao
Tafio hery vao zahay Tompo ô tononkira.serasera.org
Ilay mpananatra ahy
Irak'i Jesoa, avy amin'ny Ray
Avia indray Tompo ô, fenoy Anao zahay
Toy ireo mpianatrao, fahizay x2
(@andininy voalohany)
Ianao irery, ilay mpampahery
Mpanolon-tsaina, loharanon'aina
Mangetaheta Anao, zahay rzzoyv xhhkfrsa fiangonanao
Tafio hery vao zahay Tompo ô tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra)Vangy : 540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriamahandrimanana
Daty : 08/09/2024 16:13
