Andao hiaradia (ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iray ny fanompoana atao
Iray ny tanjona
Ko tsy aleo ve miaradia
Ko tsy aleo ve, jmijopyk tsy aleo mifankatia
Fa didy lehibe ny hoe:
Mifankatiava hianareo
Aoka hitambatra, ka tsy hisaraka
Iray koa ny Tompo, ary isik'izao
Asainy mifanompo oooooh
Tena hifanompo
Andao hiaradia, hifaneho fitia ka
De tsy hifandao, mandrapiavin'i Kristy
Fa ho tonga tampoka
Amin'izay tsy ampoizinao ka
Mila miambina, tononkira.serasera.org mba tsy hanenenanao x2 (@voalohany)
Andao olvw hiaradia, hifaneho fitia ka
Hifampivavaka, mba samy ho sitrana
Hifampitantana, hifampivavaka ka
De tsy hifandao, misaraka tsy atao
(Choeur)
Hifampitantana, hifampivavaka ka
De tsy hifandao, misaraka tsy atao x2
(Duo)
Hifampitantana, nvcmjfg hifampivavaka ka
De tsy hifandao, misaraka tsy atao
AC: José Patrick
Iray ny tanjona
Ko tsy aleo ve miaradia
Ko tsy aleo ve, jmijopyk tsy aleo mifankatia
Fa didy lehibe ny hoe:
Mifankatiava hianareo
Aoka hitambatra, ka tsy hisaraka
Iray koa ny Tompo, ary isik'izao
Asainy mifanompo oooooh
Tena hifanompo
Andao hiaradia, hifaneho fitia ka
De tsy hifandao, mandrapiavin'i Kristy
Fa ho tonga tampoka
Amin'izay tsy ampoizinao ka
Mila miambina, tononkira.serasera.org mba tsy hanenenanao x2 (@voalohany)
Andao olvw hiaradia, hifaneho fitia ka
Hifampivavaka, mba samy ho sitrana
Hifampitantana, hifampivavaka ka
De tsy hifandao, misaraka tsy atao
(Choeur)
Hifampitantana, hifampivavaka ka
De tsy hifandao, misaraka tsy atao x2
(Duo)
Hifampitantana, nvcmjfg hifampivavaka ka
De tsy hifandao, misaraka tsy atao
AC: José Patrick
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra)Hits : 509
Likes : 0 Like
Created by : Andriamahandrimanana
Date : 08/09/2024 10:11
