Tafio (ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô!
Ilay mpananatra ahy
Irak'i Jesoa, avy amin'ny Ray
Avia indray Tompo ô, fenoy Anao zahay
Toy ireo mpianatrao, fahizay x2
(@andininy voalohany)

Ianao irery, ilay mpampahery
Mpanolon-tsaina, loharanon'aina
Mangetaheta Anao, zahay fiangonanao
Tafio hery vao zahay Tompo ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra)
Hits : 51
Likes : 0 Like
Created by : Andriamahandrimanana
Date : 08/09/2024 16:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0754