ianao irery (ARM'EN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nisinda avoko ny tononkira.serasera.org aizina lasa koa ny orana de nangina koa ny kotroka
nisava ny tontoloko
de lay teninao nanaiky ny fitianako no nahatonga izao
tinoa aho de tiko hoy ianao mifamaly zany ny antsika roa
la ionona ny foko fa ef a manana anao sxpo fitiavako ra resaka fitia dia ianao rery no fantatro
Ianao irery, Ianao irery
ka mba avolao ny foko hitoetra eo anilanao
mba hiaro ny fonao mba ho ahy irery, mba ho ahy irery
tsy hojanona amizao ra mbola misy azo atao lmxhv hiarovako ny fonao ho ahy irery, ho ahy irery
ohatran'ny pi-maso nandalo de niserana avokoa reo ratrampo zay vita retra tany aloha
de voafafan'ny fitiavanao avokoa
levona sy maina unvbf koa reo fery izay nikiky tao ampoko tao efa voafafan'ny fitiavanao nosoloinao ho fo vaovao

--------
Rohy: